|
|
|
|

Entry1  tsy mihambahamba
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.470] Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
4  [4.27] Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra.
Elementary words  5  tsy, mihambahamba

Updated on 2025/02/12